Ireo taratasy ilaina amin'ny fanolorana sy fitadiavana mpitandrina sady filohan'ny misiona
|
|
"Ary raha tsy natsangana Kristy, dia foana ny toriteninay, ary foana koa ny finoanareo" Ikor 15:14
FMTA dia MISIONA, izany hoe Fiangonana manao ny asa fampielezana ny fivavahana sy manao asa fampianarana momba ny finoana Kristianina ka manaparitaka izany any amin'ny Faritra samihafa, hatrany ivelany aza. Izany no antony ananan'ny FMTA Fiangonana maro miray aminy eto Madagasikara, izay antsoina hoe <<zana-piangonana>> teo aloha.
Ireo taratasy ilaina amin'ny fanolorana sy fitadiavana mpitandrina sady filohan'ny misiona
|
|