SAMPANA FANDALINAM-PINOANA
Ireo filohan'ny sampana nifandimby
Rakotomahenina Nary Rajaonarivelo Georges Antoine Randriambololona Tantely Nirina
(Amperinasa)
(Amperinasa)
Tantara
•Tany Amerika atsimo(Guatemala) 1963 no niandohany
•Natao hamaly ny filan’ireo olona liana te-hianatra ny Tenin’Andriamanitra nefa tsy afaka nohon’ireo antony maro.
•I Augustin & Rosario Battle no nitondra an’io FP tao amin’ny OAIC (Fiombonambe ny fiangonana tsy miankina manerana ny Afrika),
I Rev. Doc. Ratovonarivo no nitondra ny FMTA teo anivon’izany fikambanana izany tamin’ny taona 1980
•Boky efatra no nianarana tamin’izany
•Tafatsangana ho sampana tamin’ny fomba ofisialy ny 31 May 1998.
•Fa ny fandalinam-pinoana dia efa nisy foana

Ny tanjona sy ny asa atao
Ny tanjona:
Ny hahatonga ny Tenin’Andriamanitra ho :
Ny hahatonga ny Tenin’Andriamanitra ho :
- Teny fiainana ho an’ny tsirairay
- Teny hanamafy orina ny finoan’ny tsirairay.
- Fandalinana ny Tenin’Andriamanitra
- Fandalinan’ny tsirairay ny finoany
- Fanapariahana ny Tenin’Andriamanitra
Vaovao sy ny Asa
EZAKA BAIBOLY Toamasina (05-07 may 2017)
Niala ny zoma 05 may tamin'ny 11 ora ny SFP dia tonga tany Toamasina tamin'ny 07 ora. Baiboly 30 no nozaraina, nikasa ny hitsidika ny fiangonana Vohitrambato, nefa noho ny fikijan'ny orana nandritra ny andro maromaro dia tsy tongan'ny fiara intsony ny any. Dia voatery tsy maintsy tao Antanandava no nanolorana an'ireo baiboly tamin'ireo solotenan'ny fiangonana. Ny tenin'Andriamanitra nanankinana ny asa tamin'izany dia : "fanilon'ny tongotro sy fanazavana ny lalako ny teninao" sal 119:105 |
Vertical Divider
EZAKA BAIBOLY Ambohimanjaka Mahitsy 29 jolay 2017
Fiangonana efatra indray no nahazo ny anjarany teto amin'ny faritry Mahitsy: Ambohimanjaka, Masonjoma, Ziona fanantenana Antanety ary ny vondrom-bavaka ao Mahitsy. Tahaka ny mahazatra moa dia fandefasana horonatsary mihetsika no nisantarana ny fotoana dia nofaranana tamin'ny fanoloroana an'ireo baiboly ka i Andriamatoa Razanajatovo no nitondra ny tenin'Andriamanitra tamin'izany, mitondra ny loha-hevitra hoe: "Mbola ilaina ve ny baiboly?" |
KELIFARITRA 12 aogositra 2017
Fanolorana baiboly sy fampiofanana mpanetana, amin'ny 7ora maraina ny fotoana eo ampiangonana
Fanolorana baiboly sy fampiofanana mpanetana, amin'ny 7ora maraina ny fotoana eo ampiangonana